FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+

  • Salamo 33:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+

      Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+

  • Jeremia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ianao no marina,+ Jehovah ô! Raha mametraka fitarainana aminao aho ary miresaka aminao momba ny raharaha tokony hotsaraina, dia manao ny rariny foana ianao. Nahoana anefa no mahomby izay ataon’ny ratsy fanahy,+ ary nahoana ny mpamitaka rehetra no tsy mba misy fanahiana?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara