2 Samoela 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nanontany+ an’i Jehovah i Davida hoe: “Hiakatra hamely ny Filistinina ve aho? Hatolotrao eo an-tanako ve izy ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara, fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistinina.”+
19 Dia nanontany+ an’i Jehovah i Davida hoe: “Hiakatra hamely ny Filistinina ve aho? Hatolotrao eo an-tanako ve izy ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara, fa hatolotro eo an-tananao tokoa ny Filistinina.”+