FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha vao hitan’ny mpanjakan’i Ay izany, dia nikoropaka nifoha maraina ny lehilahy tao an-tanàna. Dia nivoaka hiady tamin’ny Israely tandrifin’ny lemaka karakaina ny mpanjaka sy ny olony rehetra, tamin’ny fotoana voatondro. Tsy fantany anefa fa efa nisy niafina hanafika azy tany ambadiky ny tanàna.+

  • Mpitsara 20:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary nifotitra niverina+ ny lehilahy israelita, ka very hevitra+ ny Benjamita satria hitany fa nidiran-doza izy.+

  • Ohabolana 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny lalan’ny ratsy fanahy dia tahaka ny haizim-pito.+ Tsy fantany akory izay mahatafintohina azy.+

  • Ohabolana 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sambatra ny olona manan-tahotra mandrakariva,+ fa izay manamafy fo kosa hahita loza.+

  • Ohabolana 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izay efa nanarina imbetsaka+ nefa manamafy hatoka+ dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fanafany intsony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara