FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+

  • Salamo 50:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+

      Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.”

  • Salamo 78:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+

      Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+

  • Salamo 107:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory.+

      Koa namonjy azy tamin’ny fahorian-tsainy izy, toy ny efa fanaony.+

  • Jeremia 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hiantso ahy ianareo ka ho avy hivavaka amiko, ary hihaino anareo aho.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara