Mpitsara 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nenjehin’i+ Baraka hatrany Harosetan’ireo firenena ny kalesin’ady+ sy ny miaramila, ka lavon’ny lelan-tsabatra ny miaramila rehetra, ary tsy nisy niangana na iray aza.+
16 Koa nenjehin’i+ Baraka hatrany Harosetan’ireo firenena ny kalesin’ady+ sy ny miaramila, ka lavon’ny lelan-tsabatra ny miaramila rehetra, ary tsy nisy niangana na iray aza.+