Mpitsara 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Debora: “Hiaraka aminao tokoa aho. Tsy ianao anefa no hahazo voninahitra amin’izao dia halehanao izao, satria eo an-tanam-behivavy+ no hivarotan’i Jehovah an’i Sisera.” Dia nitsangana i Debora ka niaraka tamin’i Baraka ho any Kedesy.+ Mpitsara 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Teo anelanelan’ny tongotr’i Jaela izy no nianjera sy lavo ary nivalampatra.Teo anelanelan’ny tongony izy no nianjera sy lavo,Ary teo amin’izay nianjerany izy no lavo sy resy.+
9 Dia hoy i Debora: “Hiaraka aminao tokoa aho. Tsy ianao anefa no hahazo voninahitra amin’izao dia halehanao izao, satria eo an-tanam-behivavy+ no hivarotan’i Jehovah an’i Sisera.” Dia nitsangana i Debora ka niaraka tamin’i Baraka ho any Kedesy.+
27 Teo anelanelan’ny tongotr’i Jaela izy no nianjera sy lavo ary nivalampatra.Teo anelanelan’ny tongony izy no nianjera sy lavo,Ary teo amin’izay nianjerany izy no lavo sy resy.+