Salamo 105:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mihirà ho azy, ary manaova hira fiderana ho azy,+Saintsaino ny asany mahatalanjona rehetra.+ Salamo 145:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny famirapiratan’ny haja amam-boninahitrao+Sy ny asanao mahatalanjona no hosaintsainiko.+