FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny anjaran’ny fokon’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy, izay azony tamin’ny antsapaka,+ dia nitatra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina+ ary ny farany atsimon’i Negeba.+

  • Josoa 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary natao ny antsapaka+ faharoa ka nahazo ny anjarany i Simeona, eny, ny fokon’ny taranak’i Simeona+ araka ny fianakaviany avy. Teo amin’ny lovan’ny taranak’i Joda ny lovan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara