Nomery 24:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa nahita ny Kenita+ izy, dia mbola nanao oha-teny indray hoe: “Maharitra ny fonenanao, ary eny amin’ny harambato ny toeram-ponenanao. Mpitsara 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary efa nisaraka tamin’ny Kenita+ taranak’i Hobaba i Hebera+ Kenita. Vinantolahin’io Hobaba io i Mosesy.+ Nanangana ny tranolainy teo akaikin’ilay hazobe tao Zananima any Kedesy i Hebera.
21 Rehefa nahita ny Kenita+ izy, dia mbola nanao oha-teny indray hoe: “Maharitra ny fonenanao, ary eny amin’ny harambato ny toeram-ponenanao.
11 Ary efa nisaraka tamin’ny Kenita+ taranak’i Hobaba i Hebera+ Kenita. Vinantolahin’io Hobaba io i Mosesy.+ Nanangana ny tranolainy teo akaikin’ilay hazobe tao Zananima any Kedesy i Hebera.