11 Ary tonga ilay anjelin’i Jehovah,+ ka nipetraka teo ambanin’ilay hazoben’i Joasy Abi-ezerita,+ tany Ofra. I Gideona+ zanakalahin’i Joasy tamin’izay dia nively varimbazaha tao amin’ny lavaka famiazam-boaloboka mba tsy ho hitan’ny Midianina, ary nataony haingana izany.