Mpitsara 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hoy i Zebaha sy Zalmona: “Ianao mihitsy no aoka hamely anay, satria ny heriny+ no ahitana ny tena lehilahy.” Dia novonoin’i+ Gideona i Zebaha sy Zalmona. Ary nalainy ireo ravaka miendrika volana teny am-bozon’ny ramevan’izy ireo.
21 Fa hoy i Zebaha sy Zalmona: “Ianao mihitsy no aoka hamely anay, satria ny heriny+ no ahitana ny tena lehilahy.” Dia novonoin’i+ Gideona i Zebaha sy Zalmona. Ary nalainy ireo ravaka miendrika volana teny am-bozon’ny ramevan’izy ireo.