Mpitsara 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nitodika nanatrika azy i Jehovah, ka nanao hoe: “Mandehana amin’izao herinao izao+ ka vonjeo eo am-pelatanan’ny Midianina ny Israely.+ Tsy efa naniraka anao ve aho?”+
14 Dia nitodika nanatrika azy i Jehovah, ka nanao hoe: “Mandehana amin’izao herinao izao+ ka vonjeo eo am-pelatanan’ny Midianina ny Israely.+ Tsy efa naniraka anao ve aho?”+