Mpitsara 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hoy i Zebaha sy Zalmona: “Ianao mihitsy no aoka hamely anay, satria ny heriny+ no ahitana ny tena lehilahy.” Dia novonoin’i+ Gideona i Zebaha sy Zalmona. Ary nalainy ireo ravaka miendrika volana teny am-bozon’ny ramevan’izy ireo. Isaia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Amin’izany andro izany dia hesorin’i Jehovah ny haingon’izy ireo: Ny rojokely haingon-tongotra, ny fehiloha, ny ravaka miendrika volana,+
21 Fa hoy i Zebaha sy Zalmona: “Ianao mihitsy no aoka hamely anay, satria ny heriny+ no ahitana ny tena lehilahy.” Dia novonoin’i+ Gideona i Zebaha sy Zalmona. Ary nalainy ireo ravaka miendrika volana teny am-bozon’ny ramevan’izy ireo.
18 Amin’izany andro izany dia hesorin’i Jehovah ny haingon’izy ireo: Ny rojokely haingon-tongotra, ny fehiloha, ny ravaka miendrika volana,+