Deoteronomia 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fantatrao tsara ankehitriny fa miampita eo alohanao i Jehovah Andriamanitrao.+ Afo mandevona izy,+ ka handringana+ sy handresy an’ireny eo anatrehanao. Handroaka an’ireny ianao ka handringana azy haingana, araka izay nolazain’i Jehovah taminao.+ Josoa 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra an’ireo,+ fa efa natolotro teo an-tananao izy.+ Tsy hisy hahatohitra anao ireo na iray aza.”+
3 Fantatrao tsara ankehitriny fa miampita eo alohanao i Jehovah Andriamanitrao.+ Afo mandevona izy,+ ka handringana+ sy handresy an’ireny eo anatrehanao. Handroaka an’ireny ianao ka handringana azy haingana, araka izay nolazain’i Jehovah taminao.+
8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra an’ireo,+ fa efa natolotro teo an-tananao izy.+ Tsy hisy hahatohitra anao ireo na iray aza.”+