Mpitsara 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia tonga tamin’i Jefta ny fanahin’i Jehovah,+ ka namakivaky ny faritr’i Gileada sy Manase ary Mizpe any Gileada+ izy. Ary avy tany Mizpe any Gileada izy, dia nankany amin’ny taranak’i Amona.
29 Dia tonga tamin’i Jefta ny fanahin’i Jehovah,+ ka namakivaky ny faritr’i Gileada sy Manase ary Mizpe any Gileada+ izy. Ary avy tany Mizpe any Gileada izy, dia nankany amin’ny taranak’i Amona.