Mpitsara 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nifampiresaka ny olona sy ny andrianan’i Gileada hoe: “Iza no lehilahy hitarika ny ady hifanaovantsika amin’ny taranak’i Amona?+ Aoka izy ho lohany eo amin’ny mponina rehetra eto Gileada.”+
18 Dia nifampiresaka ny olona sy ny andrianan’i Gileada hoe: “Iza no lehilahy hitarika ny ady hifanaovantsika amin’ny taranak’i Amona?+ Aoka izy ho lohany eo amin’ny mponina rehetra eto Gileada.”+