FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+

  • Deoteronomia 2:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 dia natolotr’i Jehovah Andriamanitsika teo an-tanantsika+ izy. Koa resintsika izy+ sy ny zanany ary ny olony rehetra,

  • Josoa 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nomen’i Mosesy fanomezana ny fokon’ny taranak’i Robena, araka ny fianakaviany avy,

  • Josoa 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 sy ny tanàna rehetra eny amin’ilay lembalemba,+ ary ny faritra rehetra nofehezin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tao Hesbona.+ Fa resin’i+ Mosesy i Sihona mbamin’ny mpiadidy teo amin’ny Midianina, dia i Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba,+ izay samy andrianan’i Sihona nipetraka tao amin’ilay tany.

  • Salamo 135:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita+

      Sy Oga mpanjakan’i Basana+

      Ary ny fanjakana rehetra tao Kanana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara