Genesisy 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy+ sy Mizraima+ sy Pota+ ary Kanana.+ Deoteronomia 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,
17 fa tsy maintsy haringanao tanteraka ny Hetita sy ny Amorita, ny Kananita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao,