Mpitsara 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nivoady+ tamin’i Jehovah i Jefta hoe: “Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak’i Amona, Mpitsara 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 dia ho an’i Jehovah+ izay olona mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara+ avy any amin’ny taranak’i Amona aho, ary hatolotro ho fanatitra dorana izy.”+ Efesianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany. Kolosianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ianareo zanaka, ankatoavy+ amin’ny zava-drehetra ny ray aman-dreninareo, fa ankasitrahana eo anatrehan’ny Tompo izany.
31 dia ho an’i Jehovah+ izay olona mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara+ avy any amin’ny taranak’i Amona aho, ary hatolotro ho fanatitra dorana izy.”+
6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany.
20 Ianareo zanaka, ankatoavy+ amin’ny zava-drehetra ny ray aman-dreninareo, fa ankasitrahana eo anatrehan’ny Tompo izany.