FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 ka voazarazara izy. Ankoatra izany, ny vehivavy tsy manambady sy ny virjiny dia manahy ny amin’izay an’ny Tompo,+ mba ho masina ny tenany sy ny sainy. Ny vehivavy manambady kosa anefa manahy ny amin’izay an’izao tontolo izao, ny amin’ny fomba hahazoany sitraka amin’ny vadiny.+

  • 1 Korintianina 7:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Raha misy kosa tapa-kevitra ao am-pony, ka tsy misy zavatra manery azy, fa mahafehy ny sitrapony izy ary tapa-kevitra ao am-pony ny hitoetra ho virjiny, dia tsara ny ataony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara