FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanenjika azy roa lahy ireo iraky ny mpanjaka, ka nihazo ny lalana mankany amin’ny Reniranon’i Jordana, hankeny amin’ny toerana fiampitana.+ Ary nohidiana avy hatrany ny vavahady, raha vao tafavoaka ireo mpanenjika.

  • Mpitsara 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy izy tamin’ireo: “Manaraha ahy,+ fa efa natolotr’i Jehovah eo an-tananareo+ ny Moabita fahavalonareo.” Dia nanaraka azy ny zanak’Israely, ka azony ireo toerana fiampitana+ ny Reniranon’i Jordana, mba hanakanana ny Moabita. Tsy nisy navelany hiampita teo.

  • Mpitsara 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nandefa iraka eran’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ i Gideona, nanao hoe: “Midìna mba hifanandrina amin’ny Midianina, ary ataovy izay hahatongavana alohan’izy ireo hatrany Beti-bara sy ny Reniranon’i Jordana, ka ametraho olona eo amin’ireo toerana fiampitana.” Koa novorina ny lehilahy efraimita rehetra, ka nametrahany olona teo amin’ireo toerana fiampitana+ hatrany Beti-bara sy ny Reniranon’i Jordana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara