Matio 26:73 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 73 Nony afaka kelikely, dia nanatona ireo nijoro teo ka nilaza tamin’i Petera hoe: “Tena naman-dry zareo ianao, satria na ny fitenim-paritra ampiasainao aza dia efa ahalalana an’izany.”+
73 Nony afaka kelikely, dia nanatona ireo nijoro teo ka nilaza tamin’i Petera hoe: “Tena naman-dry zareo ianao, satria na ny fitenim-paritra ampiasainao aza dia efa ahalalana an’izany.”+