Mpitsara 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy ilay anjelin’Andriamanitra: “Alaivo ny hena sy ny mofo tsy misy lalivay, ka apetraho erỳ ambonin’irỳ vatolampy lehibe irỳ,+ ary araraho eo ny ron-kena.” Dia nataon’i Gideona izany.
20 Ary hoy ilay anjelin’Andriamanitra: “Alaivo ny hena sy ny mofo tsy misy lalivay, ka apetraho erỳ ambonin’irỳ vatolampy lehibe irỳ,+ ary araraho eo ny ron-kena.” Dia nataon’i Gideona izany.