FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Rehefa nandeha ny fotoana, dia nanomboka nanentana azy ny fanahin’i Jehovah,+ tany Mahane-dana,+ teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola.+

  • Mpitsara 14:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia niasa taminy ny fanahin’i Jehovah,+ ka nosamahiny roa toy ny fanasamaka osilahy kely ilay liona, nefa tsy nisy na inona na inona teny an-tanany. Ary tsy noteniteneniny tamin’ny ray aman-dreniny izay nataony.

  • Mpitsara 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tonga hatrany Lehy izy, ary faly erỳ ny Filistinina nanakora azy rehefa nahita azy.+ Dia niasa tamin’i Samsona ny fanahin’i Jehovah,+ ka lasa toy ny kofehy rongony main’ny afo ny tady teny amin’ny sandriny,+ hany ka nitsonika niala tamin’ny tanany ny tady namatorana azy.

  • 1 Korintianina 12:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary misy fanomezana maro samihafa,+ nefa iray ihany ny fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara