Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Nomery 35:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka nahafaty azy, dia mpamono olona izy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+ Mpitsara 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy fantatry ny ray aman-dreniny hoe avy tamin’i Jehovah izany,+ sy hoe nitady hirika hamelezana ny Filistinina izy. Ny Filistinina mantsy no nitondra ny Israely tamin’izay fotoana izay.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
16 “‘Raha fitaovana vy no namelezany an’ilay olona ka nahafaty azy, dia mpamono olona izy.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay mpamono olona.+
4 Fa tsy fantatry ny ray aman-dreniny hoe avy tamin’i Jehovah izany,+ sy hoe nitady hirika hamelezana ny Filistinina izy. Ny Filistinina mantsy no nitondra ny Israely tamin’izay fotoana izay.+