FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+

  • Mpitsara 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely,+ ka natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Filistinina+ efapolo taona.

  • Mpitsara 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa tsy fantatry ny ray aman-dreniny hoe avy tamin’i Jehovah izany,+ sy hoe nitady hirika hamelezana ny Filistinina izy. Ny Filistinina mantsy no nitondra ny Israely tamin’izay fotoana izay.+

  • Salamo 106:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Koa natolony imbetsaka teo an-tanan’ireo firenena izy ireo,+

      Mba hanjakazaka aminy ny mpankahala azy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara