Eksodosy 23:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza manao fifanekena amin’izy ireo na amin’ny andriamaniny.+ Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+ 2 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+