Eksodosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Eksodosy 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Aza mangalatra.+ Levitikosy 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 eny, raha manota izy ka meloka,+ dia hamerina an’ilay zavatra nangalariny na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany,
12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
4 eny, raha manota izy ka meloka,+ dia hamerina an’ilay zavatra nangalariny na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany,