6 “Ary kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara no hanaovan’izy ireo ny efoda, izay asan’ny mpanao peta-kofehy.+
27 Ary nanao efoda+ tamin’izany volamena izany i Gideona, ka narantirantiny tao Ofra+ tanànany ilay izy. Dia nanana fifandraisana mamoafady tamin’ilay efoda ny Israely rehetra,+ hany ka lasa fandrika ho an’i Gideona sy ny ankohonany ilay izy.+