Genesisy 36:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary ireto no mpanjaka nitondra tany Edoma,+ talohan’ny nisian’ny mpanjaka teo amin’ny zanak’Israely:+ Deoteronomia 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary Andriamanitra lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona,+Fony nivory ireo lohandohany teo amin’ny vahoaka,+Eny, ny foko rehetran’ny Israely.+ Mpitsara 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’izany andro izany, dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely.+ Ary nitady lova honenana ny fokon’ny Danita+ tamin’izany andro izany, satria tsy nahazo lova teo amin’ny fokon’ny Israely izy ireo,+ na dia hatramin’izany andro izany aza.
31 Ary ireto no mpanjaka nitondra tany Edoma,+ talohan’ny nisian’ny mpanjaka teo amin’ny zanak’Israely:+
5 Ary Andriamanitra lasa mpanjaka teo amin’i Jesorona,+Fony nivory ireo lohandohany teo amin’ny vahoaka,+Eny, ny foko rehetran’ny Israely.+
18 Tamin’izany andro izany, dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely.+ Ary nitady lova honenana ny fokon’ny Danita+ tamin’izany andro izany, satria tsy nahazo lova teo amin’ny fokon’ny Israely izy ireo,+ na dia hatramin’izany andro izany aza.