Ohabolana 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Misy lalana heverin’ny olona ho mahitsy,+ nefa any amin’ny fahafatesana no iafaran’izany.+ Isaia 44:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mihinan-davenona+ izy. Voafitaka ny fony ka nampaniasia azy.+ Tsy mamonjy ny ainy izy, sady tsy milaza hoe: “Tsy fitaka fotsiny ve ity eto an-tanako ankavanana ity?”+ Matio 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa very maina ny mbola ivavahany foana amiko, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+
20 Mihinan-davenona+ izy. Voafitaka ny fony ka nampaniasia azy.+ Tsy mamonjy ny ainy izy, sady tsy milaza hoe: “Tsy fitaka fotsiny ve ity eto an-tanako ankavanana ity?”+