Nomery 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ka nilaza tamin’ny zanak’Israely rehetra hoe: “Tany soa tokoa ilay tany notetezinay sy nojerenay taratra.+ Deoteronomia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa efa hampiditra anao ao amin’ny tany soa+ i Jehovah Andriamanitrao. Tany be lohasaha falehan-driaka misy rano izy io, sady misy loharano sy rano lalina avy any amin’ny lemaka*+ sy ny faritra be tendrombohitra;
7 ka nilaza tamin’ny zanak’Israely rehetra hoe: “Tany soa tokoa ilay tany notetezinay sy nojerenay taratra.+
7 Fa efa hampiditra anao ao amin’ny tany soa+ i Jehovah Andriamanitrao. Tany be lohasaha falehan-driaka misy rano izy io, sady misy loharano sy rano lalina avy any amin’ny lemaka*+ sy ny faritra be tendrombohitra;