Josoa 19:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary natao ny antsapaka+ fahafito ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Dana,+ araka ny fianakaviany avy.
40 Ary natao ny antsapaka+ fahafito ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Dana,+ araka ny fianakaviany avy.