-
Mpitsara 18:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Farany, dia naniraka lehilahy dimy ny taranak’i Dana. Anisan’ny fianakaviany sy avy teo anivony ihany izy dimy ireo, sady mahery fo. Nirahiny avy any Zora+ sy Estaola+ izy ireo mba hijery taratra+ sy hamantatra ilay tany, ka nilazany hoe: “Mandehana, fantaro ilay tany.” Dia tonga tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ izy dimy lahy, ary tonga hatrany an-tranon’i Mika,+ ka natory indray alina tao.
-