Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+ Deoteronomia 28:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Be dia be ny voa hoentinao hafafy any an-tsaha, fa kely ny vokatra hangoninao,+ satria ho lanin’ny valala izany.+
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
38 “Be dia be ny voa hoentinao hafafy any an-tsaha, fa kely ny vokatra hangoninao,+ satria ho lanin’ny valala izany.+