Eksodosy 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+ Rota 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy i Naomy tamin’ny vinantovaviny: “Hitahy azy anie i Jehovah,+ izay tsy nitsahatra naneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ tamin’ny velona sy ny maty!”+ Ary hoy koa i Naomy: “Havantsika izay lehilahy izay,+ ary anisan’ny mpanavotra+ antsika.” Salamo 31:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ianao hampamirapiratra ny tavanao amin’ny mpanomponao.+Vonjeo aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+ Salamo 31:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hisaorana anie Jehovah,+Fa nanehoany hatsaram-panahy lehibe aho,+ tao amin’ny tanàna natao fahirano!+
6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+
20 Dia hoy i Naomy tamin’ny vinantovaviny: “Hitahy azy anie i Jehovah,+ izay tsy nitsahatra naneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ tamin’ny velona sy ny maty!”+ Ary hoy koa i Naomy: “Havantsika izay lehilahy izay,+ ary anisan’ny mpanavotra+ antsika.”
16 Aoka ianao hampamirapiratra ny tavanao amin’ny mpanomponao.+Vonjeo aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+
21 Hisaorana anie Jehovah,+Fa nanehoany hatsaram-panahy lehibe aho,+ tao amin’ny tanàna natao fahirano!+