Rota 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra ho eny am-bavahady+ i Boaza, ka nipetraka teny. Dia nandalo ilay mpanavotra voalazany,+ ka hoy izy: “Ô ry ingahy a! Mba mivilia re hipetrapetraka eto e!” Koa nivily io ary nipetraka.
4 Ary niakatra ho eny am-bavahady+ i Boaza, ka nipetraka teny. Dia nandalo ilay mpanavotra voalazany,+ ka hoy izy: “Ô ry ingahy a! Mba mivilia re hipetrapetraka eto e!” Koa nivily io ary nipetraka.