Rota 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy izy: “Fa iza ianao?” Ary hoy ravehivavy: “I Rota mpanompovavinao ihany ity! Mba rakofy amin’ny morontongotr’akanjonao ny mpanompovavinao, satria mpanavotra+ ianao.” Rota 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy i Boaza: “Amin’ny andro hividiananao ilay saha amin’i Naomy, dia tsy maintsy mividy azy io amin’i Rota Moabita vadin’ny maty koa ianao, mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.”+ Matio 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Mpampianatra ô, nilaza i Mosesy hoe: ‘Raha misy lehilahy maty tsy niteraka, dia tsy maintsy mampakatra ny vady navelany ny rahalahiny mba hiteraka hamelo-maso ny maty.’+
9 Dia hoy izy: “Fa iza ianao?” Ary hoy ravehivavy: “I Rota mpanompovavinao ihany ity! Mba rakofy amin’ny morontongotr’akanjonao ny mpanompovavinao, satria mpanavotra+ ianao.”
5 Ary hoy i Boaza: “Amin’ny andro hividiananao ilay saha amin’i Naomy, dia tsy maintsy mividy azy io amin’i Rota Moabita vadin’ny maty koa ianao, mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.”+
24 “Mpampianatra ô, nilaza i Mosesy hoe: ‘Raha misy lehilahy maty tsy niteraka, dia tsy maintsy mampakatra ny vady navelany ny rahalahiny mba hiteraka hamelo-maso ny maty.’+