FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+

  • Mpitsara 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy i Gideona: “Ny rahalahiko zanak’i Neny izany! Raha mbola velona koa i Jehovah, dia tsy hovonoiko ho faty ianareo raha mba nitsimbina ny ain’izy ireo.”+

  • 1 Samoela 14:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Fa raha mbola velona koa i Jehovah, ilay Mpanafaka ny Israely, na dia i Jonatana zanako aza no ahitana izay nahatonga izao, dia ho faty tokoa izy.”+ Tsy nisy namaly azy anefa ny olona rehetra.

  • 2 Korintianina 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary miantso an’Andriamanitra ho vavolombelona+ hanameloka ahy aho, fa ho fitsimbinako anareo+ no mbola tsy nahatongavako tany Korinto.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara