FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 138:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hotanterahin’i Jehovah daholo izay noeritreretiny hahasoa ahy.+

      Mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Jehovah ô!+

      Aza afoy ny asan’ny tananao.+

  • Romanina 8:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary fantatsika fa ny zava-drehetra ataon’Andriamanitra+ dia ataony miara-miasa mba hahasoa an’ireo tia azy, dia ireo voantso araka ny fikasany.+

  • 1 Petera 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo,+ satria miahy anareo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara