25 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao, ka voatery mivarotra ny ampahany amin’ny taniny, dia ny havany akaiky izay afaka manavotra azy no hividy indray izay namidin’ny rahalahiny.+
5 “Raha misy mpirahalahy miara-monina ary maty tsy nitera-dahy ny iray, dia tsy tokony ho lasa vadin’olon-kafa ny vady navelan’ny maty. Tokony handeha ho any amin-dravehivavy ny rahalahim-badiny, ary hampakatra azy ho vady ka hitondra loloha azy.+