FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Boaza: “Efa nolazaina+ tamiko daholo izay nataonao tamin’ny rafozambavinao taorian’ny nahafatesan’ny vadinao,+ ary koa ny nandaozanao ny rainao sy ny reninao ary ny tany misy ny havanao, ka nandehananao atỳ amin’ny firenena tsy fantatrao akory.+

  • Estera 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nanerana an’ireo faritany sy ny tanàna rehetra nahatongavan’ny tenin’ny mpanjaka sy ny lalàny, dia nisy fifaliana sy firavoravoana ho an’ny Jiosy, eny, fanasambe+ sy andro mahafaly. Maro koa ny olona+ tao amin’ilay tany no nilaza ny tenany ho Jiosy,+ satria natahotra+ ny Jiosy izy ireo.

  • Salamo 45:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mihainoa, ry zanakavavy ô, ka mijere ary aoka ianao hanongilan-tsofina,

      Ary hadinoy ny firenenao sy ny ankohonan-drainao.+

  • Isaia 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely ihany izy.+ Dia hataony mandry feizay eo amin’ny taniny izy ireo,+ ary hiaraka amin’izy ireo ny mpivahiny ka hifikitra amin’ny taranak’i Jakoba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara