FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba+ ny anarany. Io no rain’ny Moabita, mandraka androany.+

  • Nomery 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Avy tao Bamota dia nankany amin’ilay lohasaha teo amin’ny sahan’i Moaba,+ teo an-tampon’i Pisga,+ izay nitatao teo ambonin’i Jesimona.+

  • Deoteronomia 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Aza mihetraketraka amin’ny Moabita na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lota+ i Ara.+

  • Deoteronomia 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+

  • Mpitsara 3:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia resin’ny Israely i Moaba tamin’izay andro izay, ka tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny valopolo taona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara