FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia aza jinjaina tanteraka ny sisin’ny sahanareo. Ary aza alaina ny vokatra navelan’ny mpijinja,+ fa avelao ho an’ny ory+ sy ny vahiny monina eo aminareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”

  • Rota 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hoy i Rota Moabita tamin’i Naomy: “Aoka re aho hankany an-tsaha, mba hitsimpona ny salohim-bary avelan’izay+ olona hahazoako sitraka.” Koa hoy i Naomy: “Mandehana, anaka!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara