31 Fa Andriamanitra mamindra fo i Jehovah Andriamanitrao,+ ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino ny fifanekena+ nianianany tamin’ny razanao.
11 “Ary hataon’i Jehovah ambinin-java-tsoa ianao, ka ho maro ny aloaky ny kibonao+ sy ny zanaky ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao,+ eo amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razanao homena anao.+