Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+ Salamo 104:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+ Salamo 132:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Handrotsahako fitahiana tokoa ny tahirin-tsakafo ao.+Ary hataoko voky hanina ny mahantra+ ao. Matio 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Omeo anay anio izay hanina* sahaza anay anio,+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+
14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+