6 Ary ny zaza voalohany hatera-dravehivavy aminy no hitondra ny anaran’ilay rahalahiny efa maty,+ mba tsy ho voakosoka tsy ho eo amin’ny Israely ny anarany.+
9 I Jehovah anie hanao fanomezana+ ho anareo, ka samy hahita fiadanana+ any amin’ny tranon’izay ho vadinareo avy ianareo!” Dia nanoroka+ azy roa vavy izy. Koa nitomany mafy izy ireo,