4 Tatỳ aoriana izy roa lahy dia nanambady vehivavy moabita.+ Orpa no anaran’ny iray, ary Rota+ no anaran’ny iray. Ary mbola nonina tany folo taona teo ho eo ry zareo.
3 Rehefa tapitra ny fito taona, dia nody avy tany amin’ny tanin’ny Filistinina ravehivavy. Ary nandeha nitaraina tamin’ny mpanjaka+ izy mba hamerenana ny tranony sy ny taniny.