Rota 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tonga avy tany Betlehema i Boaza, ka hoy izy tamin’ireo mpijinja: “Homba anareo anie i Jehovah!”+ Dia namaly ireo hoe: “Hitahy anao anie i Jehovah!”+
4 Ary tonga avy tany Betlehema i Boaza, ka hoy izy tamin’ireo mpijinja: “Homba anareo anie i Jehovah!”+ Dia namaly ireo hoe: “Hitahy anao anie i Jehovah!”+