Genesisy 29:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nanao firaisana tamin’i Rahely koa i Jakoba, ka naneho fitiavana bebe kokoa tamin’i Rahely noho ny tamin’i Lea.+ Ary mbola nanompo an’i Labana fito taona indray izy.+ Deoteronomia 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha misy lehilahy manana vady roa, ka ny iray tiany ary ny iray halany, nefa samy niterahany zanakalahy izy roa, ka ny zanak’ilay halany no lahimatoa,+
30 Dia nanao firaisana tamin’i Rahely koa i Jakoba, ka naneho fitiavana bebe kokoa tamin’i Rahely noho ny tamin’i Lea.+ Ary mbola nanompo an’i Labana fito taona indray izy.+
15 “Raha misy lehilahy manana vady roa, ka ny iray tiany ary ny iray halany, nefa samy niterahany zanakalahy izy roa, ka ny zanak’ilay halany no lahimatoa,+